Tianay Loatra (Tsikitsiky)
Tsaroanay izao
Ilay fotoana
Nahatongavanao
Hamonjy anay ouh ouh
Tao atranon'omby
Ilay Mesia
Zanak'Andriamanitra
Ho ahy sy ianao
Nahafoy ny seza fiandrianany
De Nanetry tena
Ho famonjena ahy sy ianao
Fetinao anio
Ry Jesosy
Asandratray ny Anaranao anio
Tianay loatra Ianao
Jeso
Indreto izahay
Tompo o
Tianay loatra
Tompo o
Raiso ny fonay
Jeso
Aoka ireo fo ho ravoravo
Teraka ilay
Mpamonjy antsika a a a aaa
Fetinao anio
Ry Jesosy
Asandratray ny Anaranao anio
Tianay loatra Ianao
Jeso
Indreto izahay
Tompo o
Tianay loatra
Tompo o
Raiso ny fonay
Jeso
Tsikitsiky sy hafaliana
Feno fitia tsy takatry ny saina
Mampitsonika ny fo
Izany ilay fahasoavanao